plt_tn/luk/10/33.md

40 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa nisy Samaritana anankiray
Ity dia mampiditra olona vaovao ao amin'ny tantara izay tsy nomena ny anarany. Fantatsika fotsiny hoe avy any Samaria izy.
# Samaritana anankiray
Ireo Jiosy dia nanao tsinotsinona ireo Samaritana ary nihevitra fa tsy hanampy ilay lehilahy jiosy naratra izy.
# Rehefa nahita azy izy
"Rehefa nahita ilay lehilahy naratra ilay Samaritana"
# nitsetra azy
"nalahelo azy izy"
# namehy ny ratrany, ary nandraraka menaka sy divay tamin'izany
Nasiany menaka sy divay teo amin'ilay ratra aloha. DH: "Nanisy divay sy menaka teo amin'ilay ratra izy ary namono izany tamin'ny akanjo"
# nandraraka menaka sy divay teo amin'izany
Ny divay dia nampiasaina hanadiovana ratra, ary ny menaka dia mety hisorohana ny aretina. DH: "nandraraka menaka sy divay teo amin'izany mba hanasitranana izany"
# ny bibiny
Ity dia biby nampiasainy hitondrana enta-mavesatra. Mety ho boriky izany.
# denaria roa
"karama roa andro."
# ny mpampiantrano
"tompon'ny tranom-bahiny" na "ny olona izay mikarakara ny trano"
# na hoatrinona na hoatrinona laninao mihoatra, rehefa miverina aho, dia ho efaiko
DH: "rehefa miverina aho, dia ho efaiko na hoatrinona na hoatrinona laninao mihoatra"