plt_tn/luk/09/61.md

776 B

Hanaraka Anao aho

"hiaraka Aminao toy ny mpianatra aho" na "vonona hanaraka Anao aho"

avelao aho aloha hanao veloma ireo any an-tranoko

"mialohan'ny hanaovako izany, avelao aho aloha hanao veloma" na "avelao aho aloha hiteny an'izy ireo hoe andeha"

ireo any an-tranoko

"ny tokantranoko" na "ny olona ao an-tranoko"

Tsy misy ... mendrika ny fanjakan'Andriamanitra

Jesosy mamaly amin'ny ohabolana mba hampianarana ilay lehilahy momban'ny atao hoe mpianany.

olona mitàna angady

Ny hoe "mitàna" dia fomba fiteny midika hoe manomboka manao zavatra ny olona iray.

miherika

Ny olona mijery mankany aoriana eo am-piasana dia tsy afaka hitarika ny angady eny amin'izay tokony hisy izany. Izy ireo dia tsy maintsy mifantoka tsara eo aloha mba hangadiana tsara.