plt_tn/luk/09/61.md

24 lines
776 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hanaraka Anao aho
"hiaraka Aminao toy ny mpianatra aho" na "vonona hanaraka Anao aho"
# avelao aho aloha hanao veloma ireo any an-tranoko
"mialohan'ny hanaovako izany, avelao aho aloha hanao veloma" na "avelao aho aloha hiteny an'izy ireo hoe andeha"
# ireo any an-tranoko
"ny tokantranoko" na "ny olona ao an-tranoko"
# Tsy misy ... mendrika ny fanjakan'Andriamanitra
Jesosy mamaly amin'ny ohabolana mba hampianarana ilay lehilahy momban'ny atao hoe mpianany.
# olona mitàna angady
Ny hoe "mitàna" dia fomba fiteny midika hoe manomboka manao zavatra ny olona iray.
# miherika
Ny olona mijery mankany aoriana eo am-piasana dia tsy afaka hitarika ny angady eny amin'izay tokony hisy izany. Izy ireo dia tsy maintsy mifantoka tsara eo aloha mba hangadiana tsara.