# Hanaraka Anao aho "hiaraka Aminao toy ny mpianatra aho" na "vonona hanaraka Anao aho" # avelao aho aloha hanao veloma ireo any an-tranoko "mialohan'ny hanaovako izany, avelao aho aloha hanao veloma" na "avelao aho aloha hiteny an'izy ireo hoe andeha" # ireo any an-tranoko "ny tokantranoko" na "ny olona ao an-tranoko" # Tsy misy ... mendrika ny fanjakan'Andriamanitra Jesosy mamaly amin'ny ohabolana mba hampianarana ilay lehilahy momban'ny atao hoe mpianany. # olona mitàna angady Ny hoe "mitàna" dia fomba fiteny midika hoe manomboka manao zavatra ny olona iray. # miherika Ny olona mijery mankany aoriana eo am-piasana dia tsy afaka hitarika ny angady eny amin'izay tokony hisy izany. Izy ireo dia tsy maintsy mifantoka tsara eo aloha mba hangadiana tsara.