plt_tn/luk/08/11.md

32 lines
904 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manomboka manazava amin'ireo mpianany ny dikan'ny fanoharana momban'ilay tany.
# ny voa dia ny tenin'Andriamanitra
"ny voa dia maneho ny tenin'Andriamanitra"
# Ireo voafafy teny amin'ny sisin-dalana
"Ireo voa voafafy teny amin'ny sisin-dalana." DH: "Izay mitranga amin'ireo voa voafafy teny an-dalana"
# dia ireo izay
DH: "mampiseho izay mitranga amin'ny olona izay"
# tonga ny devoly ka maka ilay teny tao am-pony
Ity dia midika hoe ataony adinon'izy ireo ny tenin'Andriamanitra izay ren'izy ireo teo.
# ireo teo amin'ny vatolampy
"ireo voa izay voafafy teny amin'ny tany be vato." DH: "Izay mitranga amin'ireo voa eny amin'ny tany feno vato"
# amin'ny fotoana fitsapana
"rehefa miaina zava-tsarotra izy ireo"
# dia lavo izy ireo
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "nitsahatra tsy nino izy ireo" na "tsy nanaraka an'i Jesosy intsony izy ireo"