plt_tn/luk/08/04.md

503 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy manao fanoharana ny tany amin'ny vahoaka. Manazava ny dikan'izany amin'ireo mpianany Izy.

nanatona Azy

"nanatona an'i Jesosy"

"Nisy mpamboly nivoaka mba hamafy ny voany

"Nisy mpamboly nivoaka mba hanaparitaka voa amin'ny saha"

voahitsakitsaka izany

DH: "nandeha teo amin'izany ny olona"

voron'ny lanitra

Ity fomba fiteny ity dia afaka adika tsotra hoe "vorona"

tsy nisy hamandoana

''maina loatra ilay izy." DH: ''maina loatra ilay tany"