# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy manao fanoharana ny tany amin'ny vahoaka. Manazava ny dikan'izany amin'ireo mpianany Izy. # nanatona Azy "nanatona an'i Jesosy" # "Nisy mpamboly nivoaka mba hamafy ny voany "Nisy mpamboly nivoaka mba hanaparitaka voa amin'ny saha" # voahitsakitsaka izany DH: "nandeha teo amin'izany ny olona" # voron'ny lanitra Ity fomba fiteny ity dia afaka adika tsotra hoe "vorona" # tsy nisy hamandoana ''maina loatra ilay izy." DH: ''maina loatra ilay tany"