plt_tn/luk/08/04.md

24 lines
503 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy manao fanoharana ny tany amin'ny vahoaka. Manazava ny dikan'izany amin'ireo mpianany Izy.
# nanatona Azy
"nanatona an'i Jesosy"
# "Nisy mpamboly nivoaka mba hamafy ny voany
"Nisy mpamboly nivoaka mba hanaparitaka voa amin'ny saha"
# voahitsakitsaka izany
DH: "nandeha teo amin'izany ny olona"
# voron'ny lanitra
Ity fomba fiteny ity dia afaka adika tsotra hoe "vorona"
# tsy nisy hamandoana
''maina loatra ilay izy." DH: ''maina loatra ilay tany"