plt_tn/luk/08/01.md

24 lines
668 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra momban'ny fitorian'i Jesosy teny am-pandehanana.
# Dia izao no nitranga
Ity fehezanteny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fizarana vaovao ao amin'ny tantara.
# izay sitrana tamin'ny fanahy ratsy sy aretina
DH: "Izay nafahan'i Jesosy tamin'ny fanahy ratsy sy nositraniny tamin'ireo aretina."
# namoahana demonia fito
DH: "Jesosy nandroaka demonia fito"
# Johana vadin'i Koza, mpitan-draharahan'i Heroda
Johana dia vadin'i Koza, ary Koza dia mpitan-draharahan'i Heroda.
# Nanome azy ireo
"nanohana an'i Jesosy sy ireo mpianany roa ambin'ny folo ara-bola ."