plt_tn/luk/08/01.md

668 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra momban'ny fitorian'i Jesosy teny am-pandehanana.

Dia izao no nitranga

Ity fehezanteny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fizarana vaovao ao amin'ny tantara.

izay sitrana tamin'ny fanahy ratsy sy aretina

DH: "Izay nafahan'i Jesosy tamin'ny fanahy ratsy sy nositraniny tamin'ireo aretina."

namoahana demonia fito

DH: "Jesosy nandroaka demonia fito"

Johana vadin'i Koza, mpitan-draharahan'i Heroda

Johana dia vadin'i Koza, ary Koza dia mpitan-draharahan'i Heroda.

Nanome azy ireo

"nanohana an'i Jesosy sy ireo mpianany roa ambin'ny folo ara-bola ."