# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra momban'ny fitorian'i Jesosy teny am-pandehanana. # Dia izao no nitranga Ity fehezanteny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana fizarana vaovao ao amin'ny tantara. # izay sitrana tamin'ny fanahy ratsy sy aretina DH: "Izay nafahan'i Jesosy tamin'ny fanahy ratsy sy nositraniny tamin'ireo aretina." # namoahana demonia fito DH: "Jesosy nandroaka demonia fito" # Johana vadin'i Koza, mpitan-draharahan'i Heroda Johana dia vadin'i Koza, ary Koza dia mpitan-draharahan'i Heroda. # Nanome azy ireo "nanohana an'i Jesosy sy ireo mpianany roa ambin'ny folo ara-bola ."