plt_tn/luk/07/18.md

772 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jaona naniraka roa tamin'ireo mpianany mba hanontany an'i Jesosy.

Ireo mpianatr'i Jaona niteny taminy ny momba ireo zavatra ireo

Ity dia mampiditra tranga vaovao ao amin'ny tantara.

niteny taminy

"niteny an'i Jaona"

ireo zavatra rehetra ireo

"ireo zavatra rehetra izay nataon'i Jesosy"

hoy ireo lehilahy hoe: "Jaona mpanao batisa no naniraka anay aty aminao hanontany hoe: "Ianao ve ... sa tokony mbola hijery hafa izahay?"'

DH: "ireo lehilahy niteny fa Jaona mpanao batisa no naniraka azy ireo tany aminy mba hanontany hoe: 'Ianao ve ilay ho avy ho avy, sa tokony mbola hijery hafa izahay.'"

sa tokony mbola hijery hafa izahay?

"tokony mbola hiandry hafa ve izahay" na "tokony mbola hanantena olona hafa ve izahay"