plt_tn/luk/07/18.md

24 lines
772 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jaona naniraka roa tamin'ireo mpianany mba hanontany an'i Jesosy.
# Ireo mpianatr'i Jaona niteny taminy ny momba ireo zavatra ireo
Ity dia mampiditra tranga vaovao ao amin'ny tantara.
# niteny taminy
"niteny an'i Jaona"
# ireo zavatra rehetra ireo
"ireo zavatra rehetra izay nataon'i Jesosy"
# hoy ireo lehilahy hoe: "Jaona mpanao batisa no naniraka anay aty aminao hanontany hoe: "Ianao ve ... sa tokony mbola hijery hafa izahay?"'
DH: "ireo lehilahy niteny fa Jaona mpanao batisa no naniraka azy ireo tany aminy mba hanontany hoe: 'Ianao ve ilay ho avy ho avy, sa tokony mbola hijery hafa izahay.'"
# sa tokony mbola hijery hafa izahay?
"tokony mbola hiandry hafa ve izahay" na "tokony mbola hanantena olona hafa ve izahay"