# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jaona naniraka roa tamin'ireo mpianany mba hanontany an'i Jesosy. # Ireo mpianatr'i Jaona niteny taminy ny momba ireo zavatra ireo Ity dia mampiditra tranga vaovao ao amin'ny tantara. # niteny taminy "niteny an'i Jaona" # ireo zavatra rehetra ireo "ireo zavatra rehetra izay nataon'i Jesosy" # hoy ireo lehilahy hoe: "Jaona mpanao batisa no naniraka anay aty aminao hanontany hoe: "Ianao ve ... sa tokony mbola hijery hafa izahay?"' DH: "ireo lehilahy niteny fa Jaona mpanao batisa no naniraka azy ireo tany aminy mba hanontany hoe: 'Ianao ve ilay ho avy ho avy, sa tokony mbola hijery hafa izahay.'" # sa tokony mbola hijery hafa izahay? "tokony mbola hiandry hafa ve izahay" na "tokony mbola hanantena olona hafa ve izahay"