plt_tn/luk/07/16.md

28 lines
820 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity dia mitantara izay nitranga vokatrin'ny fanasitranan'i Jesosy ilay lehilahy izay maty.
# nandresy azy rehetra ny tahotra
"nameno azy rehetra ny tahotra." DH: "lasa natahotra avokoa izy rehetra"
# mpaminany lehibe
Jesosy no tian'izy ireo lazaina.
# natsangana eto amintsika
"tonga miaraka amintsika" na "niseho tamintsika." DH: "Andriamanitra nanangana mpaminany lehibe eto amintsika"
# nitsinjo
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "nikarakara"
# Ity vaovao momban'i Jesosy ity dia niely
"ity vaovao ity" dia maneho ireo zavatra nolazain'ny olona tao amin'ny andininy faha16. DH: "Ny olona nanaparitaka ity tatitra momban'i Jesosy ity" na "Ny olona nilaza tamin'ireo hafa ny amin'ity tatitra momban'i Jesosy ity"
# ity vaovao ity
"ity tatitra ity" na "ity hafatra ity"