# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity dia mitantara izay nitranga vokatrin'ny fanasitranan'i Jesosy ilay lehilahy izay maty. # nandresy azy rehetra ny tahotra "nameno azy rehetra ny tahotra." DH: "lasa natahotra avokoa izy rehetra" # mpaminany lehibe Jesosy no tian'izy ireo lazaina. # natsangana eto amintsika "tonga miaraka amintsika" na "niseho tamintsika." DH: "Andriamanitra nanangana mpaminany lehibe eto amintsika" # nitsinjo Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "nikarakara" # Ity vaovao momban'i Jesosy ity dia niely "ity vaovao ity" dia maneho ireo zavatra nolazain'ny olona tao amin'ny andininy faha16. DH: "Ny olona nanaparitaka ity tatitra momban'i Jesosy ity" na "Ny olona nilaza tamin'ireo hafa ny amin'ity tatitra momban'i Jesosy ity" # ity vaovao ity "ity tatitra ity" na "ity hafatra ity"