plt_tn/luk/07/16.md

820 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity dia mitantara izay nitranga vokatrin'ny fanasitranan'i Jesosy ilay lehilahy izay maty.

nandresy azy rehetra ny tahotra

"nameno azy rehetra ny tahotra." DH: "lasa natahotra avokoa izy rehetra"

mpaminany lehibe

Jesosy no tian'izy ireo lazaina.

natsangana eto amintsika

"tonga miaraka amintsika" na "niseho tamintsika." DH: "Andriamanitra nanangana mpaminany lehibe eto amintsika"

nitsinjo

Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "nikarakara"

Ity vaovao momban'i Jesosy ity dia niely

"ity vaovao ity" dia maneho ireo zavatra nolazain'ny olona tao amin'ny andininy faha16. DH: "Ny olona nanaparitaka ity tatitra momban'i Jesosy ity" na "Ny olona nilaza tamin'ireo hafa ny amin'ity tatitra momban'i Jesosy ity"

ity vaovao ity

"ity tatitra ity" na "ity hafatra ity"