plt_tn/luk/06/46.md

843 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy mampitaha ny olona izay mankàtoa ny fampianarany amin'ny olona izay manorina trano eo ambony vato izay tsy ahazoan'ny tondra-drano izany.

Tompo, Tompo

Ny famerenana ireo teny ireo dia manondro fa miantso an'i Jesosy hoe "Tompo" foana izy ireo.

Ny olona rehetra izay manatona Ahy ... ho lazaiko anareo hoe toy ny inona izany

Mety mazava kokoa ny fanovana ny filaharan'ny fehezanteny. DH: "Ho lazaiko anareo hoe toy ny ahoana ny olona rehetra izay manatona Ahy sy mandre ny teniko ary mankàtoa izany"

fototra

"tohana"

vatolampy

"fototra." Ity dia vatolampy lehibe sy mafy izay tena lalina ao ambany tany.

rano be

"rano mandeha be" na "renirano"

nandriaka nanohitra

"nianjera nanohitra"

nampiontsona azy

Ireo dikateny azo atao: 1) "nampiozongozona azy" na "nanimba azy"