plt_tn/luk/06/46.md

32 lines
843 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy mampitaha ny olona izay mankàtoa ny fampianarany amin'ny olona izay manorina trano eo ambony vato izay tsy ahazoan'ny tondra-drano izany.
# Tompo, Tompo
Ny famerenana ireo teny ireo dia manondro fa miantso an'i Jesosy hoe "Tompo" foana izy ireo.
# Ny olona rehetra izay manatona Ahy ... ho lazaiko anareo hoe toy ny inona izany
Mety mazava kokoa ny fanovana ny filaharan'ny fehezanteny. DH: "Ho lazaiko anareo hoe toy ny ahoana ny olona rehetra izay manatona Ahy sy mandre ny teniko ary mankàtoa izany"
# fototra
"tohana"
# vatolampy
"fototra." Ity dia vatolampy lehibe sy mafy izay tena lalina ao ambany tany.
# rano be
"rano mandeha be" na "renirano"
# nandriaka nanohitra
"nianjera nanohitra"
# nampiontsona azy
Ireo dikateny azo atao: 1) "nampiozongozona azy" na "nanimba azy"