# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy mampitaha ny olona izay mankàtoa ny fampianarany amin'ny olona izay manorina trano eo ambony vato izay tsy ahazoan'ny tondra-drano izany. # Tompo, Tompo Ny famerenana ireo teny ireo dia manondro fa miantso an'i Jesosy hoe "Tompo" foana izy ireo. # Ny olona rehetra izay manatona Ahy ... ho lazaiko anareo hoe toy ny inona izany Mety mazava kokoa ny fanovana ny filaharan'ny fehezanteny. DH: "Ho lazaiko anareo hoe toy ny ahoana ny olona rehetra izay manatona Ahy sy mandre ny teniko ary mankàtoa izany" # fototra "tohana" # vatolampy "fototra." Ity dia vatolampy lehibe sy mafy izay tena lalina ao ambany tany. # rano be "rano mandeha be" na "renirano" # nandriaka nanohitra "nianjera nanohitra" # nampiontsona azy Ireo dikateny azo atao: 1) "nampiozongozona azy" na "nanimba azy"