plt_tn/luk/06/41.md

893 B

Nahoana ianao no mijery ... kanefa tsy mahatsikaritra ny vatan-kazo izay ao anaty masonao?

Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hanaovana fanamby ny olona mba hifantoka amin'ny fahotan'izy ireo manokana mialohan'ny hifantohany amin'ny fahotan'olon-kafa.

ny sombin-kazo kely izay ao anatin'ny mason'ny rahalahinao

Ity dia sariteny izay maneho ny hadisoana kely indrindra ataon'ny namana mpino iray.

rahalahy

Ny "rahalahy" eto dia maneho ny namana Jiosy na namana mpino ao amin'i Jesosy.

ny vatan-kazo izay ao anaty masonao

Ity dia sariteny ho an'ny hadisoana lehibe indrindra ataon'ny olona iray. Ny vatan-kazo dia tsy afaka handeha ara-bakiteny ao anatin'ny mason'ny olona iray. Jesosy dia manamafy fa ny olona dia tokony hifantoka amin'ny hadisoana goavany manokana mialohan'ny hiasany saina amin'ny fahotana kely indrindra ataon'ny olon-kafa.

vatan-kazo

"hazo fisaka"