plt_tn/luk/06/41.md

20 lines
893 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nahoana ianao no mijery ... kanefa tsy mahatsikaritra ny vatan-kazo izay ao anaty masonao?
Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hanaovana fanamby ny olona mba hifantoka amin'ny fahotan'izy ireo manokana mialohan'ny hifantohany amin'ny fahotan'olon-kafa.
# ny sombin-kazo kely izay ao anatin'ny mason'ny rahalahinao
Ity dia sariteny izay maneho ny hadisoana kely indrindra ataon'ny namana mpino iray.
# rahalahy
Ny "rahalahy" eto dia maneho ny namana Jiosy na namana mpino ao amin'i Jesosy.
# ny vatan-kazo izay ao anaty masonao
Ity dia sariteny ho an'ny hadisoana lehibe indrindra ataon'ny olona iray. Ny vatan-kazo dia tsy afaka handeha ara-bakiteny ao anatin'ny mason'ny olona iray. Jesosy dia manamafy fa ny olona dia tokony hifantoka amin'ny hadisoana goavany manokana mialohan'ny hiasany saina amin'ny fahotana kely indrindra ataon'ny olon-kafa.
# vatan-kazo
"hazo fisaka"