plt_tn/luk/06/35.md

279 B

ho lehibe ny valisoanareo

"Handray valisoa lehibe ianareo" na "Handray karama tsara ianareo" na "handray tolotra tsara noho izany ianareo"

tsy misaotra sy olona ratsy fanahy

"olona izay tsy misaotra Azy sy olona ratsy fanahy"

Rainareo

Ity dia maneho an'Andriamanitra.