# ho lehibe ny valisoanareo "Handray valisoa lehibe ianareo" na "Handray karama tsara ianareo" na "handray tolotra tsara noho izany ianareo" # tsy misaotra sy olona ratsy fanahy "olona izay tsy misaotra Azy sy olona ratsy fanahy" # Rainareo Ity dia maneho an'Andriamanitra.