plt_tn/luk/06/35.md

12 lines
279 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ho lehibe ny valisoanareo
"Handray valisoa lehibe ianareo" na "Handray karama tsara ianareo" na "handray tolotra tsara noho izany ianareo"
# tsy misaotra sy olona ratsy fanahy
"olona izay tsy misaotra Azy sy olona ratsy fanahy"
# Rainareo
Ity dia maneho an'Andriamanitra.