plt_tn/luk/06/17.md

667 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Na dia niresaka manokana tamin'ireo mpianany aza Jesosy, dia nisy olona maro nihaino nanodidina teo.

niaraka tamin'izy ireo

"niaraka tamin'ireo roa ambin'ny folo voasafidy" na "niaraka tamin'ireo apostoliny roa ambin'ny folo"

mba ho sitranina

DH: "mba ho sitranin'i Jesosy izy ireo"

Sitrana ihany koa ireo olona izay korontanin'ny fanahy maloto

DH: "Nositranin'i Jesosy ihany koa ny olona izay nokorontanin'ny fanahy maloto"

nokorontanin'ny fanahy maloto

"nanjakan'ireo fanahy maloto"

nivoaka avy taminy ny hery manasitrana

DH: "nanana hery hanasitrana olona Izy" na "nampiasainy hanasitranana olona ny heriny"