plt_tn/luk/06/17.md

24 lines
667 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Na dia niresaka manokana tamin'ireo mpianany aza Jesosy, dia nisy olona maro nihaino nanodidina teo.
# niaraka tamin'izy ireo
"niaraka tamin'ireo roa ambin'ny folo voasafidy" na "niaraka tamin'ireo apostoliny roa ambin'ny folo"
# mba ho sitranina
DH: "mba ho sitranin'i Jesosy izy ireo"
# Sitrana ihany koa ireo olona izay korontanin'ny fanahy maloto
DH: "Nositranin'i Jesosy ihany koa ny olona izay nokorontanin'ny fanahy maloto"
# nokorontanin'ny fanahy maloto
"nanjakan'ireo fanahy maloto"
# nivoaka avy taminy ny hery manasitrana
DH: "nanana hery hanasitrana olona Izy" na "nampiasainy hanasitranana olona ny heriny"