# Fampifandraisana ny foto-kevitra Na dia niresaka manokana tamin'ireo mpianany aza Jesosy, dia nisy olona maro nihaino nanodidina teo. # niaraka tamin'izy ireo "niaraka tamin'ireo roa ambin'ny folo voasafidy" na "niaraka tamin'ireo apostoliny roa ambin'ny folo" # mba ho sitranina DH: "mba ho sitranin'i Jesosy izy ireo" # Sitrana ihany koa ireo olona izay korontanin'ny fanahy maloto DH: "Nositranin'i Jesosy ihany koa ny olona izay nokorontanin'ny fanahy maloto" # nokorontanin'ny fanahy maloto "nanjakan'ireo fanahy maloto" # nivoaka avy taminy ny hery manasitrana DH: "nanana hery hanasitrana olona Izy" na "nampiasainy hanasitranana olona ny heriny"