plt_tn/luk/06/03.md

419 B

Mbola tsy novakianareo akory ...taminy?

Jesosy niteny mafy ireo Fariseo ny amin'ny tsy fianarana izay avy ao amin'ny Soratra Masina.

mofon'ny fanatyrehana

"ilay mofo masina"

Zanak'Olona

Jesosy naneho ny tenany. DH: "Izaho, ilay Zanak'Olona"

Tompon'ny Sabata

Ny fiantsoana hoe "Tompo" eto dia manamafy ny fahefany amin'ny Sabata. DH: "manana ny fahefana hamaritra izay azon'ny olona atao amin'ny Sabata!"