plt_tn/luk/06/03.md

16 lines
419 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mbola tsy novakianareo akory ...taminy?
Jesosy niteny mafy ireo Fariseo ny amin'ny tsy fianarana izay avy ao amin'ny Soratra Masina.
# mofon'ny fanatyrehana
"ilay mofo masina"
# Zanak'Olona
Jesosy naneho ny tenany. DH: "Izaho, ilay Zanak'Olona"
# Tompon'ny Sabata
Ny fiantsoana hoe "Tompo" eto dia manamafy ny fahefany amin'ny Sabata. DH: "manana ny fahefana hamaritra izay azon'ny olona atao amin'ny Sabata!"