# Mbola tsy novakianareo akory ...taminy? Jesosy niteny mafy ireo Fariseo ny amin'ny tsy fianarana izay avy ao amin'ny Soratra Masina. # mofon'ny fanatyrehana "ilay mofo masina" # Zanak'Olona Jesosy naneho ny tenany. DH: "Izaho, ilay Zanak'Olona" # Tompon'ny Sabata Ny fiantsoana hoe "Tompo" eto dia manamafy ny fahefany amin'ny Sabata. DH: "manana ny fahefana hamaritra izay azon'ny olona atao amin'ny Sabata!"