12 lines
438 B
Markdown
12 lines
438 B
Markdown
# ny tatitra momba Azy
|
|
|
|
"ny vaovao momban'i Jesosy." Ity dia afaka midika hoe "tatitra momban'ny fanasitranan'i Jesosy ilay lehilahy boka" na "tatitra momban'ny fanasitranan'i Jesosy ny olona."
|
|
|
|
# ny tatitra momba Azy dia niely lavitra kokoa aza
|
|
|
|
"ny tatitra momba Azy dia niparitaka lavitra." DH: "ny olona dia nilaza ny vaovao momba Azy tany amin'ireo toerana hafa"
|
|
|
|
# tany foana
|
|
|
|
"toerana mangina" na "toerana izay tsy misy olon-kafa"
|