# ny tatitra momba Azy "ny vaovao momban'i Jesosy." Ity dia afaka midika hoe "tatitra momban'ny fanasitranan'i Jesosy ilay lehilahy boka" na "tatitra momban'ny fanasitranan'i Jesosy ny olona." # ny tatitra momba Azy dia niely lavitra kokoa aza "ny tatitra momba Azy dia niparitaka lavitra." DH: "ny olona dia nilaza ny vaovao momba Azy tany amin'ireo toerana hafa" # tany foana "toerana mangina" na "toerana izay tsy misy olon-kafa"