plt_tn/luk/05/15.md

438 B

ny tatitra momba Azy

"ny vaovao momban'i Jesosy." Ity dia afaka midika hoe "tatitra momban'ny fanasitranan'i Jesosy ilay lehilahy boka" na "tatitra momban'ny fanasitranan'i Jesosy ny olona."

ny tatitra momba Azy dia niely lavitra kokoa aza

"ny tatitra momba Azy dia niparitaka lavitra." DH: "ny olona dia nilaza ny vaovao momba Azy tany amin'ireo toerana hafa"

tany foana

"toerana mangina" na "toerana izay tsy misy olon-kafa"