plt_tn/luk/03/12.md

12 lines
389 B
Markdown

# mba hatao batisa
"Jaona hanao batisa azy ireo"
# Aza manangona vola mihoatra
"Aza mangataka vola be loatra." Ireo mpitaky hetra dia nitaky vola be mihoatra amin'izay tokony ho takian'izy ireo. Tokony hijanona tsy hanao izany izy ireo.
# izay nasaina halainareo
Ity dia mampiseho fa ny fahefan'ny mpitaky hetra dia avy any Roma. DH: "noho izay nomen'ny Romana alalana ho alainareo"