# mba hatao batisa "Jaona hanao batisa azy ireo" # Aza manangona vola mihoatra "Aza mangataka vola be loatra." Ireo mpitaky hetra dia nitaky vola be mihoatra amin'izay tokony ho takian'izy ireo. Tokony hijanona tsy hanao izany izy ireo. # izay nasaina halainareo Ity dia mampiseho fa ny fahefan'ny mpitaky hetra dia avy any Roma. DH: "noho izay nomen'ny Romana alalana ho alainareo"