plt_tn/luk/03/12.md

389 B

mba hatao batisa

"Jaona hanao batisa azy ireo"

Aza manangona vola mihoatra

"Aza mangataka vola be loatra." Ireo mpitaky hetra dia nitaky vola be mihoatra amin'izay tokony ho takian'izy ireo. Tokony hijanona tsy hanao izany izy ireo.

izay nasaina halainareo

Ity dia mampiseho fa ny fahefan'ny mpitaky hetra dia avy any Roma. DH: "noho izay nomen'ny Romana alalana ho alainareo"