plt_tn/luk/02/51.md

24 lines
749 B
Markdown

# Nody niaraka tamin'izy ireo Izy
"Jesosy nandeha nody niaraka tamin'i Maria sy Josefa"
# nankàtoa azy ireo
"nankatoa azy ireo" na "mankatoa azy ireo foana"
# nitahiry izany zavatra rehetra izany tao am-pony
Ireo zavatra izay ren'i Maria dia resahina toy ny hoe harena izay notahiriziny sy sarobidy taminy.
# tao am-pony
Ity fomba fiteny ity dia maneho ny eritreriny lalina sy tena manokana aminy.
# niha-nitombo fahendrena sy nitombo tena
"lasa hendry sy matanjaka." Ireo dia maneho ny fitomboana ara-tsaina sy ara-batana.
# Nitombo fitia tamin'Andriamanitra sy ny olona
Ity dia maneho ny fitomboana ara-panahy sy ara-tsosialy. Afaka sarahana izy ireo. DH: "Andriamanitra nitahy azy bebe kokoa, ary ny olona niha-nitia azy bebe kokoa."