# Nody niaraka tamin'izy ireo Izy "Jesosy nandeha nody niaraka tamin'i Maria sy Josefa" # nankàtoa azy ireo "nankatoa azy ireo" na "mankatoa azy ireo foana" # nitahiry izany zavatra rehetra izany tao am-pony Ireo zavatra izay ren'i Maria dia resahina toy ny hoe harena izay notahiriziny sy sarobidy taminy. # tao am-pony Ity fomba fiteny ity dia maneho ny eritreriny lalina sy tena manokana aminy. # niha-nitombo fahendrena sy nitombo tena "lasa hendry sy matanjaka." Ireo dia maneho ny fitomboana ara-tsaina sy ara-batana. # Nitombo fitia tamin'Andriamanitra sy ny olona Ity dia maneho ny fitomboana ara-panahy sy ara-tsosialy. Afaka sarahana izy ireo. DH: "Andriamanitra nitahy azy bebe kokoa, ary ny olona niha-nitia azy bebe kokoa."