plt_tn/luk/02/51.md

749 B

Nody niaraka tamin'izy ireo Izy

"Jesosy nandeha nody niaraka tamin'i Maria sy Josefa"

nankàtoa azy ireo

"nankatoa azy ireo" na "mankatoa azy ireo foana"

nitahiry izany zavatra rehetra izany tao am-pony

Ireo zavatra izay ren'i Maria dia resahina toy ny hoe harena izay notahiriziny sy sarobidy taminy.

tao am-pony

Ity fomba fiteny ity dia maneho ny eritreriny lalina sy tena manokana aminy.

niha-nitombo fahendrena sy nitombo tena

"lasa hendry sy matanjaka." Ireo dia maneho ny fitomboana ara-tsaina sy ara-batana.

Nitombo fitia tamin'Andriamanitra sy ny olona

Ity dia maneho ny fitomboana ara-panahy sy ara-tsosialy. Afaka sarahana izy ireo. DH: "Andriamanitra nitahy azy bebe kokoa, ary ny olona niha-nitia azy bebe kokoa."