plt_tn/luk/02/15.md

514 B

Ary rehefa

Ity fehezanteny ity dia nampiasaina mba hisitomana ao amin'ny tantara ny amin'izay nataon'ireo mpiandry ondry taorian'ny nandehanan'ireo anjely.

teo amin'izy ireo

"teo amin'ireo mpiandry ondry"

ndeha isika

"isika dia tokony"

izany zava-nitranga izany

Ity dia maneho ny fahaterahan'ilay zaza, fa tsy ny fisehoan'ilay anjely.

mandry eo amin'ny fihinanam-bilona

Ity dia karazana tavy izay ametrahan'ny olona bozaka na sakafo hafa ho an'ny biby. Jereo ny namadihanao izay tao amin'ny 2:6