plt_tn/luk/02/15.md

20 lines
514 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary rehefa
Ity fehezanteny ity dia nampiasaina mba hisitomana ao amin'ny tantara ny amin'izay nataon'ireo mpiandry ondry taorian'ny nandehanan'ireo anjely.
# teo amin'izy ireo
"teo amin'ireo mpiandry ondry"
# ndeha isika
"isika dia tokony"
# izany zava-nitranga izany
Ity dia maneho ny fahaterahan'ilay zaza, fa tsy ny fisehoan'ilay anjely.
# mandry eo amin'ny fihinanam-bilona
Ity dia karazana tavy izay ametrahan'ny olona bozaka na sakafo hafa ho an'ny biby. Jereo ny namadihanao izay tao amin'ny 2:6