# Ary rehefa Ity fehezanteny ity dia nampiasaina mba hisitomana ao amin'ny tantara ny amin'izay nataon'ireo mpiandry ondry taorian'ny nandehanan'ireo anjely. # teo amin'izy ireo "teo amin'ireo mpiandry ondry" # ndeha isika "isika dia tokony" # izany zava-nitranga izany Ity dia maneho ny fahaterahan'ilay zaza, fa tsy ny fisehoan'ilay anjely. # mandry eo amin'ny fihinanam-bilona Ity dia karazana tavy izay ametrahan'ny olona bozaka na sakafo hafa ho an'ny biby. Jereo ny namadihanao izay tao amin'ny 2:6