plt_tn/luk/02/08.md

273 B

anjelin'ny Tompo

"anjely avy amin'ny Tompo" na "anjely izay nanompo ny Tompo"

niseho tamin'izy ireo

"nanatona ireo mpiandry ondry"

ny voninahitry ny Tompo

Ny loharanon'ilay hazavana mamirapiratra dia ny voninahitry ny Tompo, izay niseho niaraka tamin'ny anjely.