# anjelin'ny Tompo "anjely avy amin'ny Tompo" na "anjely izay nanompo ny Tompo" # niseho tamin'izy ireo "nanatona ireo mpiandry ondry" # ny voninahitry ny Tompo Ny loharanon'ilay hazavana mamirapiratra dia ny voninahitry ny Tompo, izay niseho niaraka tamin'ny anjely.