plt_tn/luk/02/08.md

12 lines
273 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# anjelin'ny Tompo
"anjely avy amin'ny Tompo" na "anjely izay nanompo ny Tompo"
# niseho tamin'izy ireo
"nanatona ireo mpiandry ondry"
# ny voninahitry ny Tompo
Ny loharanon'ilay hazavana mamirapiratra dia ny voninahitry ny Tompo, izay niseho niaraka tamin'ny anjely.