plt_tn/luk/02/04.md

20 lines
763 B
Markdown

# Josefa koa
Ity dia mampiditra an'i Josefa toy ny mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara.
# any amin'ny tanànan'i Davida
Ity dia fampahafantarana fototra momban'ny maha-zava-dehibe an'i Betlehema. Na dia tanàna kely aza izany, dia tao no teraka Davida, ary nisy faminaniana fa ho teraka ao ilay Mesia. DH: "izay nantsoina hoe tanànan'i Davida mpanjaka"
# satria izy dia avy amin'ny trano sy fianakavian'i Davida
"satria Josefa dia taranak'i Davida"
# mba hisoratra anarana
Ity dia midika hoe manome tatitra any amin'ny manam-pahefana any mba afahany mampiditra azy ao anaty isa.
# izay fofom-badiny
"izay nampanantenaina ho azy." Ny mpifankatia nirotsaka dia raisina ho mpivady ara-dalàna, fa tsy nisy fifandraisana ara-batana teo amin'izy ireo.