plt_tn/luk/02/04.md

763 B

Josefa koa

Ity dia mampiditra an'i Josefa toy ny mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara.

any amin'ny tanànan'i Davida

Ity dia fampahafantarana fototra momban'ny maha-zava-dehibe an'i Betlehema. Na dia tanàna kely aza izany, dia tao no teraka Davida, ary nisy faminaniana fa ho teraka ao ilay Mesia. DH: "izay nantsoina hoe tanànan'i Davida mpanjaka"

satria izy dia avy amin'ny trano sy fianakavian'i Davida

"satria Josefa dia taranak'i Davida"

mba hisoratra anarana

Ity dia midika hoe manome tatitra any amin'ny manam-pahefana any mba afahany mampiditra azy ao anaty isa.

izay fofom-badiny

"izay nampanantenaina ho azy." Ny mpifankatia nirotsaka dia raisina ho mpivady ara-dalàna, fa tsy nisy fifandraisana ara-batana teo amin'izy ireo.