# Josefa koa Ity dia mampiditra an'i Josefa toy ny mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara. # any amin'ny tanànan'i Davida Ity dia fampahafantarana fototra momban'ny maha-zava-dehibe an'i Betlehema. Na dia tanàna kely aza izany, dia tao no teraka Davida, ary nisy faminaniana fa ho teraka ao ilay Mesia. DH: "izay nantsoina hoe tanànan'i Davida mpanjaka" # satria izy dia avy amin'ny trano sy fianakavian'i Davida "satria Josefa dia taranak'i Davida" # mba hisoratra anarana Ity dia midika hoe manome tatitra any amin'ny manam-pahefana any mba afahany mampiditra azy ao anaty isa. # izay fofom-badiny "izay nampanantenaina ho azy." Ny mpifankatia nirotsaka dia raisina ho mpivady ara-dalàna, fa tsy nisy fifandraisana ara-batana teo amin'izy ireo.