plt_tn/luk/01/62.md

24 lines
620 B
Markdown

# izy ireo
Ity dia maneho ny olona izay teo tamin'ny lanonana famorana.
# nanao baiko moana
"mihetsika." Na Zakaria tsy afaka mandre, toy ny miteny, na ny olona mihevitra fa tsy afaka mandre izy.
# tamin'ny rainy
"tamin'ny rain'ilay zaza"
# ny amin'ny tiany atao anarany
"inona no anarana tian'i Zakaria homena ilay zaza"
# nangataka solaitra fanoratana ny rainy
Mety hanampy ny mametraka ny fomba "nangatahan'' i Zakaria, hatramin'ny tsy nafahany niresaka. DH: "Nampiasa ny tanany ny rainy mba ampisehoana ny olona fa tiany hanome solaitra fanoratana azy izy ireo"
# solaitra fanoratana
"zavatra hanoratana"